- Talata 04 Jona 2019
Sport.Neymar Jr Voarohirohy amin`ny resaka fanolanana
Mandeha be ny resaka mahakasika an’i Neymar JR, ilay kintan’ny baolina k itra Breziliana fa voarohirohy amin`ny resaka fanolanana izy.
Hamaky ny tohinyMandeha be ny resaka mahakasika an’i Neymar JR, ilay kintan’ny baolina k itra Breziliana fa voarohirohy amin`ny resaka fanolanana izy.
Hamaky ny tohinySomary miteraka ady hevitra ao anaty tambazotran-tserasera ihany ny fanamiana vaovao isaloran’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na ny Barean’i Madagasikara.
Hamaky ny tohinyTetsy amin’ny kianja ivelany etsy Mahamasina tamin’ny sabotsy 01 jona teo no nanombohana ny fiadiana ny ho tompondakan’ny fifaninanana Asoimi
Hamaky ny tohinyNorombahin’ny Fosa Juniors toy ny tamin’ny taona 2018 lasa indray ny amboaran’ny fifaninanana baolina kitra « Telma Coupe de Madagascar 2019 ».
Hamaky ny tohinyNirava ady sahala 3-3 ny Barean’i Madagasikara sy ny ekipam-pirenen’i Luxembourg teo amin’ny lalaom-pirahalahiana fanomanan-tenan’ny ekipa Malagasy hiatrika ny CAN 2019 hotontosaina any Egypte manomboka amin’ny volana jona izao.
Hamaky ny tohiny14 taona aty aorian’ny nandrombahany ny anaram-boninahitra farany dia voahosotra ho tompon’ny amboaran’ny “Champions League any Eoropa” indray ny ekipan’i Liverpool avy any Angletera.
Hamaky ny tohiny