Sport

Rallye Yacco Visca Power Lasan-dRivo Aina sy Ando ny fandresena


  • Alatsinainy 17 Jona 2019

Rivo Aina Randrianarivony tompondaka lefitry ny rallye 2018 niaraka tamin’ny rahalahiny Ando Randrianarivony nitondra ny fiara Subaru

 

Impreza R4 no nibata ny fandresena tamin’ny Rallye Yacco Visca Power, dingana fahatelo amin’ny fiadiana izay ho tompondakan’i Madagasikara nokarakarain’ny Asacm nifarana omaly alahady 16 jona 2019 na dia nanao fivoahan-dalana aza izy ireo tamin’ny sabotsy tolakandro teo.Samy ekipazy nitondra Subaru avokoa no laharana faharoa sy fahatelo.

 

Filaharan’ankapoben’ireo 10 voalohany tamin’ny fifaninanana :

 

1° Rivo-Ando                    Subaru Impreza             R4           1h56mn41,9s

2° Boana-Ny Anjara         Subaru Impreza             M12       +39,8s

3°Tahina-Mijoro               Subaru Impreza             M12       +44,8s

4°Tahina-Tahiry               Subaru Impreza             M12       +2mn19,4s

5°Freddy-Jimmy              Isuzu D-Max                  T2           +5mn04,9s

6°Haja Danielson-Rivo    Ssang Yong Musso        T2            +9mn12,9s

7°Davonjy-Toky               Foton Tunland               T2            +9mn24,3s

8°Teddy-Tovo                  Ford Ranger                   T2            +12mn30,9s

9°Yves-Princia                 Mitsubishi Lancer Evo IX  N4        +1mn12,3s

10Rdji-Papi                       Bmw E30                          M12        +25mn13,4s

 

Ntsoavina Evariste


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT