• Alatsinainy 01 Jolay 2019
Sport.Teny hoe “Alefa” Lasa tsiriritin’ny afrikanina

Alefa Tunisie, Alefa Benin, Alefa Algerie, Alefa RDC sy ny hafa marobe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Jolay 2019
Sport.Kempo sy MMA Malagasy Namondrona hery tetsy Andavamamba

Noho ny fiparitahana be loatra misy dia namondrona hery tetsy amin’ny Dojo Dujang Sorang etsy Andavamamba tamin’ny sabotsy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Jolay 2019
Sport.Volley-ball Malagasy hiatrika ny lalaon’ny nosy Nivoaka ny lisitry ny ekipa nasionaly

Mitohy eto Antananarivo ny fampivondronana an’ireo ekipa nasionalin’ny taranja volley-ball lahy sy vavy hiatrika ny lalaon’ny nosy 2019 ho tanterahina any Maurice manomboka amin’ny faha-19 jolay izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jona 2019
Sport.CAN 2019 Lasa izao, nandresy ny BAREA

Mbola mitohy ny fametrahan’ny Barea Malagasy tantara eo amin’ny fifaninanana CAN « Coupe d’Afrique des Nations » eo amin’ny sehatry ny baolina kitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jona 2019
Sport.Franck Rajaonarisamba Tsy misy ekipa madinika izany intsony miatrika ny CAN

“Efa tena mivoatra ny ekipa rehetra miatrika ny CAN Egypte 2019, hoy i Franck Rajaonarisamba mpanazatra nasionaly Malagasy manana ny “Licence A”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jona 2019
Sport.Hazakazaka manani-bohitra Hotontosaina rahampitso 29 jona ny andiany faha-2

Hotanterahina rahampitso 29 jona 2019 ny andiany faha-2 amin’ny hazakazaka manani-bohitra hampitohy ny kianjan’Alarobia Antananarivo sy ny tanànan’Ambohimanga mandalo ny digin’i Laniera sy ny tendrombohitra Rakotomaditra.

Hamaky ny tohiny
FTT