- Alakamisy 04 Jolay 2019
Sport.Lalaon’ny nosy 2019 « volet Jeunesse » Manoman-tena fatratra ny tanora Malagasy
Iray amin’ireo taranja hifaninanan’ny Malagasy any amin’ny lalaon’ny nosy andiany faha-10 hotontosaina any Maurice manomboka amin’ny 19 ka hatramin’ny 28 jolay 2019 izao ny « volet Jeunesse ».
Hamaky ny tohiny