Sport

Minisitra Tinoka Roberto sy ny JIOI 2019 Nanara-maso ifotony ny fampivondronana teny an-kianja


  • Alakamisy 11 Jolay 2019

Rehefa avy nanotrona ny ekipan’ny BAREA tany Egypta tamin’ireo lalao efa nataony tamin’ny CAN 2019 ny Minisitry ny tanora sy fanatanjahatena, Atoa Tinoka Roberto.

 

 


 dia tsy nisoroka ihany koa tonga nijery ny fampivondronana an’ireo atleta hisolo tena an’i Madagasikara any amin’ny lalaon’ny Nosy (JIOI 2019) izay hanomboka amin’ny 19 jolay ho avy izao. Anisany nojereny akaiky tamin’izany ireo mpikatroka ao amin’ny taranja Volley-ball izay ahitana delegasiona miisa 28 misy mpilalao lahy (12) sy vavy (12) ary mpanazatra 04. Niaraka aminy tamin’izany koa sady nijery an’ireo foto-drafitrasa hanatanterahana ny lalaon’ny nosy amin’ny taona 2023 izay haha-kandida antsika ny filohan’ny CIJ am-perinasa sy ireo mpiara-dia aminy mitsidika an’i Madagasikara sy ny filohan’ny Komity Olimpika Malagasy.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT