• Zoma 28 Jona 2019
Sport.Basket-ball Tournoi Milay Hotanterahina any Antsohihy ny andiany faha-36

Hotanterahina any Antsohihy Faritra Sofia hanomboka anio zoma 28 ka hatramin’ny alahady 30 jona 2019 ny fifaninanana basikety hivoizana ny ady

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jona 2019
Sport.Nicolas Dupuis Hanova stratejia

Hiova hafa mihitsy ny firafitry ny Barean’i Madagasikara amin’ny fihaonana amin’i Burundi anio ao anatin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika amin’ny baolina kitra atsy Ejipta,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jona 2019
Sport.Fanarahana ireo lalaon’ny Barea Ho avo 10 heny ny tolotra aterineto

Fety 2 sosona, hoy ny avy eo anivon’ny orinasam-pifandraisana Telma,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jona 2019
Sport.CAN Egypte 2019 Hiaka-tsehatra fanindroany anio ny Barean’i Madagasikara

Anio alakamisy 27 jona 2019 any amin’ny kianjan’i Alexandrie any Egypte manomboka amin’ny 5ora30 hariva Malagasy no hiaka-tsehatra fanindroany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jona 2019
Sport.Basket-ball Tournoi Milay Hotanterahina any Antsohihy ny andiany faha-36

Hotanterahina any Antsohihy Faritra Sofia manomboka rahampitso zoma 28 jona ka haharitra hatramin’ny alahady 30 jona 2019 ny fifaninanana basikety hivoizana ny ady amin’ny Tazo Moka andiany faha-36 karakarain’ny Ong ASOS

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jona 2019
Sport.Franck Rajaonarisamba Tsy misy ekipa madinika izany intsony miatrika ny CAN

Efa tena mivoatra ny ekipa rehetra miatrika ny CAN Egypte 2019, hoy i Franck Rajaonarisamba mpanazatra nasionaly Malagasy manana ny “Licence A”

Hamaky ny tohiny
FTT