• Talata 25 Jona 2019
Sport.Barea miatrika CAN Nivavaka aho dia maty ny baolina, hoy ny filoha

Rehefa niresaka baolina kitra isika, dia gisitra foana ny Malagasy. Tsy manana eritreritra mihitsy isika hoe manana ny toerana maha izy azy ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Jona 2019
Sport.Body Perfect 2019 Nizarana 7,9 tapitrisa ariary ireo mendrika

Notontosaina tao amin’ny kianja mitafon’Akorondrano tamin’ny alin’ny sabotsy 22 jona 2019 lasa teo ny fifaninanana Body Perfect 2019 nokarakarain’ny FMB « Federation Malgache de Bodybuilding ».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Jona 2019
Sport.Basket FIBA AFRIQUE Fantatra ireo mpikambana hiara-kiasa amin’i Anibal Manave

Notontosaina tany Bamako Mali tamin’ny sabotsy 22 sy alahady 23 jona 2019 teo ny kongresy faha-17 an’ny FIBA AFRIQUE “Association des Fédérations Africaines de Basket-ball”

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Jona 2019
Sport.Can Egypte 2019 Miditra an-tsehatra farany anio ny ao amin’ny vondrona F

Ry zareo ao amin’ny vondrona F anio talata 25 jona, andro faha-5 eo amin’ny fanatanterahana ny CAN 2019 tontosaina any Egypte no hiditra an-tsehatra farany

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Jona 2019
Sport.Nicolas Dupuis Hanova stratejia amin’ny fihaonan’ny Barea manaraka

Hiova hafa mihitsy ny firafitry ny Barean’i Madagasikara amin’ny fihaonana amin’i Burundi ny 27 jona izao ao anatin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika amin’ny baolina kitra atsy Ejipta,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jona 2019
Sport.Fandefasana mivantana ny CAN 2019 Azo arahina amin’ny Canal + indray ny TVM

Mba ho fanomezana fahafam-po ny mpitia baolina kitra manerana ny nosy dia nanapa-kevitra ny hanambatra ny heriny ny ORTM sy CANAL +, ka azo arahana amin’ny TVM alefan'ny Canal + ireo lalao tafiditra amin’ny CAN 2019.

Hamaky ny tohiny
FTT