• Talata 02 Jolay 2019
Sport.Lalao ampahavalon-dalan’ny Barea Hisy Fiaramanidina hitondra ireo mpijery…

Tafita tany amin’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ny soso-kevitra maro samihafa mahakasika fanohanana ny ekipam-pirenena Malagasy any Egypta amin’ny lalao ampahavalon-dalana any Egypta ny alahady 7 jolay izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jolay 2019
Sport.Andrea Carolus Efa tilian’ny Eoropeanina

Nanomboka teo amin’ny andro faharoan’ny fifanintsanana isam-bondrona tamin’ity fiadiana ny tompondakan’i Afrika eo amin’ny taranja baolina kitra atao atsy Ejipta

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jolay 2019
Sport.CAN EGYPTE 2019 Andro farany amin’ny fifaninanam-bondrona anio

Miditra amin’ny andro faha-3 farany amin’ny fifaninanam-bondrona anio talata 02 jolay 2019 ny CAN 2019 tanterahina any Egypte ankehitriny ka ry zareo ao amin’ny vondronda E sy F no hiditra farany amin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jolay 2019
Sport.Jeux Corporatifs d’Antananarivo andiany faha-30 Nahatratra 24 ireo orinasa nandray anjara

Notanterahina tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina tamin’ny sabotsy sy alahady faran’ny herinandro teo ny andiany faha-30 amin’ny “Jeux Corporatifs”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Jolay 2019
Sport.Fandresen’ny Barea Korana nanerana ny nosy

Ampoky ny hafaliana i Madagasikara iray manontolo. Nahoraka ny tanàna, indrindra tamin’ireo tanàn-dehibe taorian’ny fandresena miezinezina vitan’ny ekipam-pirenena Malagasy na ny Barean’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Jolay 2019
Sport.Fandresena manan-tantara Lavon’i Madagasikara i Nizeria

Nanakoako tamin’ny fampahalalam-baovao iraisam-pirenena ny zava-bitan’ny ekipam-pirenena Malagasy amin’ny baolina kitra hatry ny halina.

Hamaky ny tohiny
FTT