• Talata 16 Jolay 2019
Sport.Fitantanana ny baolina kitra Malagasy Manomboka indray ny politika maloto ?

Efa niteraka adihevitra samihafa ny fahatarafana fijapiana ara-politika ny fahombiazan’ny Barean’i Madagasikara, izay nezahin’ny maro nampanginina mba tsy hisian’ny tsy fitovian-kevitra, ka noderaina hatrany ny ezaka fanohanana tamin’ny endriny maro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jolay 2019
Sport.Ekipan’ny Barea Nahazo tambin-karama 905 tapitrisa Ariary

Notoloran’ny fitondram-panjakana Malagasy ny mariboninahitra « Chevalier de l’Ordre National », teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha omaly alatsinainy 15 jolay 2019, ireo mpilalaon’ny Barean’i Madagasikara avy niatrika ny CAN 2019 niaraka tamin’ny mpanazatra Nicolas Dupuis.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jolay 2019
Sport.Barea hikatroka amin’i Mozambika Manohy ny fanazarantena etsy Mahamasina koa

Toy ny efa nahazatra azy ireo tao ho ao dia manohy ny fanazarantena hataony eny Carion sy etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina mifandimbindimby ny Barea hiatrika ny lalaon’ny nosy 2019 sy ny Barea hiatrika ny fifanintsanana CHAN 2020.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jolay 2019
Sport.Mpilalao basikety Malagasy ho any Maorisy Nahazo 6.000.000 Ar avy amin’ny minisitra mpiahy

Mitohy hatrany ny fifanomezan-tanana sy fanampiana ny ekipam-pirenena Malagasy hiatrika ny lalaon’ny nosy any Maorisy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jolay 2019
Sport.Faly sy ravo ny Malagasy Vitan'ny Barea ny fampihavanam-pirenena

Tafaray tanteraka ny tia sy ny manina ny andron’ny sabotsy 13 jolay teo nandritra ilay fitsenana makotrokotroka ny Barean’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jolay 2019
Sport.CAN 2019 Sénégal sy Algérie no hiatrika ny famaranana

Ny Lions de la Teranga avy any Sénégal no ekipa voalohany tafita eo amin’ny lalao famaranana ny CAN Egypte 2019 rehefa nandresy ny Aigle de Carthage

Hamaky ny tohiny
FTT