• Talata 09 Jolay 2019
Sport.Jeux Corporatifs Ndao eLalao Natao hampivondronana ny orinasa rehetra

Hotanterahina eny amin’ny kianjan’i Mahamasina ny 20 sy 21 jolay ho avy izao ny « jeux corporatifs » Ndao eLalao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2019
Sport.Ampahefa-dalana CAN 2019 Hifandona amin’i Madagasikara i Tonizia

Anisan’ireo ekipa goavana nihintsana ihany koa omaly ny Blackstars an’i Ghana resin’i Tonizia tamin’ny alalan’ny “Tirs au but” 5 – 4 rehefa nanao ady sahala 1-1 ny roa tonta tao anatin’ny 90 minitra sy taorian’ny fanalavam-potoana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2019
Sport.Andry Rajoelina “Fiaramanidina roa no hoentina amin’ny manaraka”

Misaotra an’ireo mpilalaon’ny Barea manokana sy ny mpanazatrany aho amin’izao nahatafakaran’izy ireo amin’ny lalaon’ny 1/4-dalan’ny fifaninanana CAN 2019 tontosaina aty Egypte izao, hoy ny Filoham-pirenena Malagasy Andrinirina Rajoelina omaly tany amin’ny kianjan’Alexandria any Egypte.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2019
Sport.Federasiona Malagasin’ny Volley-ball Tohizana indray ny fikarakarana ny « Coll volley »

Rehefa najanona nandritra ny fotoana naharitra dia tohizan’ny FMVB “Federasiona Malagasin’ny taranja Volley-ball”

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2019
Sport.Atletisme Rodorodon’Alaotra andiany voalohany I Hervé Patrick no nahery teo amin’ny Open 10 km

Fahombiazana tanteraka no azo hilazana ny hetsika Atletisma Rodorodon’Alaotra andiany voalohany nokarakarain’ny ligin’ny Atletisma any Alaotra Mangoro teo ambany fiahian’ny FMA

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jolay 2019
Sport.Barean’i Madagasikara Roso ny dia handrombaka ny amboara

Miroso ny dia ho an’ny Barean’i Madagasikara amin’ny fametrahana tantara any amin’ny fifaninanana CAN 2019.

Hamaky ny tohiny
FTT