Sport

Fifidianana mpitantana FMF 5 ireo kandida ho filoha ary 37 ireo kandida ho Komity Mpitantana


  • Sabotsy 13 Jolay 2019

Nifarana omaly zoma 12 jolay 2019 tamin’ny 5 ora hariva ny fandraisan’ny Comité de Normalisation “CN” teny Isoraka ny

 

antontan-taratasy filatsahan-kofidiana ho Filoha sy Komity Mpitantana “CE”  vaovaon’ny Federasion’ny Baolina Kitra Malagasy “FMF”. Fantatra fa mahatratra 5 ireo nirotsaka hofidiana ho Filoha raha 37 kosa ireo kandida ho Komity Mpitantana FMF. Marihina anefa fa amin’ny talata 23  jolay 2019 vao havoakan’ny CN amin’ny fomba ofisialy ny anaran’izy ireo izany hoe iray volana katroka mialoha ny hanatanterahana ny fifidianana any Toliara amin’ny 24 aogositra 2019 ho avy izao.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT