Sport

Lalao miverin’ny samy BAREA tetsy Mahamasina Resin’ny Barea CHAN 2020 2-0 ny Barea JIOIO 2020


  • Alatsinainy 15 Jolay 2019

Tontosa omaly tolakandro tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina araka ny efa namaritan’ny ”Comité de Normalisation” azy ny lalao famerenana nikatrohan’ ireo Barea JIOI sy ny Barea Chan.

 

 

Lavon’ity farany tamin’ny isa nazava 2-0 ry zareo handeha ho any amin’ny lalaon’ny nosy ho tontosaina any Maurice. Hita ho nanampiniavana kokoa hitady ny lalan’ny harato tamin’io fihaonanan’ny roa tonta  io.   Mbola miezaka hatrany hampirindra ny fiaraha-mientan’ireo mpilalao mandrafitra ny ekipa tarihany avy i Roro Rakotondrabe  sy  Franclin  Franklin Andriamanarivo . Nialohan’io fihaonana ny tolakandro io dia nitsidika nanara-maso ifotony ny fizotran’ny fampivondronana ataon’ireo BAREA roa ireol teny amin’ny foibe fanofanana tanora  t eny Carion ny filoha lefitry ny Comté de  Normalisation FMF, Atoa Andriatinarivelo José. Fantatra fa  mbola hifandimby hatrany amin’ny fampiasana ny kianjan’i Mahamasina hanohizan’izy ireo tsirairay avy ny roa tonta ka anio alatsinainy 14 jolay 2019 dia anjaran’ny Barea JIOI no mikotrana maraina etsy Mahamasina ary ny tolakanro kosa dia anjaran’ny Barea Chan kosa no mpiasa ny kianjan’i Mahamasiina.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT