Sport

Mpilalao basikety Malagasy ho any Maorisy Nahazo 6.000.000 Ar avy amin’ny minisitra mpiahy


  • Talata 16 Jolay 2019

Mitohy hatrany ny fifanomezan-tanana sy fanampiana ny ekipam-pirenena Malagasy hiatrika ny lalaon’ny nosy any Maorisy.

 

 

 

 

Tonga nitsidika ireo mpilalao basikety lahy sy vavy nanao fanazarantena teny amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina tamin’ny sabotsy 13 jolay 2019 teo ny minisitry ny fampianarana ambony sy  ny fikarohana momba ny siansa sady minisitra mpiahy ny Basikety amin'ny lalaon'ny  Nosy 2019, ny Profesora Madeleine Félicitée Rejo-Fienena.
Nanome tso-drano an’ireo mpilalao lahy sy vavy ireo izy sy ireo mpiara-miasa aminy ary nanolotra fanampiana mitentina 6 000 000 ar.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT