- Talata 23 Jolay 2019
Sport.Barean’i Madagasikara Amboara sisa tsy azo
Tao anatin’ireo fihaonana miisa 5 natrehin’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra nandritry ny tompondakan’i Afrika nifarana ny zoma teo iny dia in-4 azon’ny Malagasy hatrany ny amboaran’ny mpilalao mendrika.
Hamaky ny tohiny