- Alakamisy 11 Jolay 2019
Sport.Minisitra Tinoka Roberto sy ny JIOI 2019 Nanara-maso ifotony ny fampivondronana teny an-kianja
Rehefa avy nanotrona ny ekipan’ny BAREA tany Egypta tamin’ireo lalao efa nataony tamin’ny CAN 2019 ny Minisitry ny tanora sy fanatanjahatena, Atoa Tinoka Roberto.
Hamaky ny tohiny