Sport

Barea mandalo ao La Réunion Hihaona amin’ireo Malagasy ao an-toerana


  • Alakamisy 18 Jolay 2019

Ny masoivoho malagasy ao La Réunion dia faly manasa ireo Malagasy monina ao mba ho tonga eny amin’ny CREPS anio manomboka amin’ny 4 ora ka hatramin’ny 6 ora hariva.

 

 

 Antony moa, raha ny fampitam-baovao dia hisy ny fiarahana maka sary sy fifampizarana fahatsiarovana amin’ireo mpilalaon’ny Barea nandray anjara tamin’ny tompondakan’i Afrika eo amin’ny taranja baolina kitra farany teo izay mandalo ao an-toerana. Anisan’ny any an-toerana ary andrasan’ny maro moa ny mpiandry tsatokazo, Melvin Adrien. Hita ho miha miakatra hatrany, araka izany , ny lazan’ireto maherifo Malagasy ireto.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT