Sport

Fifidianana filohan’ny FMF Miantso ny Bianco hanara-maso ny K2HB


  • Alakamisy 18 Jolay 2019

“Be ireo nanontany tena hoe fa naninona ny komity natao hanarenana ny baolina kitra eto Madagasikara na ny K2HB no tsy nandray anjara tamin’ny firotsahan-kofidiana izay ho filohan’ny federasionina malagasin’ny baolina kitra na FMF ?”,

 

 

hoy ny filohan’ity komity ity, Jean Ignace Randrianirina na Ramasy. Raha mbola toy izao ny rafitra sy fikarakarana fifidianana dia aleo tsy mandray anjara satria mampanahy indray ny hiverenan’ireo tsy mety hatramin’izay. Isika miady amin’ny kolikoly nefa ny rafitra sy fikarakarana manome vahana izany. Miantso ny Bianco aho, hoy hatrany ny tenany, mba hanara-maso io fifidianana io. Miantso ny komity mpikarakara ny fifidianana ihany koa mba tsy hanilika amin’ny fandraisana anjara amin’io fifidianana io satria efa sazy hentitra no nomen’ny FIFA antsika teo ary ahiako mbola hihamafy, hoy hatrany ny tenany, raha mbola toy izao no mitranga.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT