Sport

Combats de défi Kick Boxing Ho tontosaina amin’ny 4 aogositra izao


  • Alatsinainy 22 Jolay 2019

Etsy amin'ny kianja mitafon'i Mahamasina amin'ny alahady 4 aogositra 2019 ho avy izao no hanatanterahana ny Combats de défi Kick Boxing.



 Ady mahatratra 20 be izao no ho tontosaina manomboka amin’ny 1 ora tolakandro tsy diso amin’io andro io, hoy i Me  Alain Michel mpiakarakara miaraka amin’ny klioba miisa 3 dia ny  klioba Super Eagles ( Me Francis)  sy ny klioba Aigle Vert ( Me Jeannot) ary ny klioba Dragon (Me Marilyn).
Eo ambany fiahian’ny seksion'ny kick boxing eny Atsimondrano ny hetsika. NIsy ny dinika nifanaovan’ireo mpikaraka ny hetsika tamin’ny solontenan’ireo klioba 14 eto Analamanga  handray anjara amin'izany hetsika izany tamin’ny sabotsy 20 jolay 2019  teo tetsy amin’ny Dojo Cospn Mahamasina ka nahafantarana fa hisy ny  lalao  "Grand Prix" hoan'ny sokajin-danja 57 sy 60 kg  amin’ireo ady 20 hatao ireo.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT