- Sabotsy 13 Jolay 2019
Sport.Fiadiana ny tapakilan’ny “Mondial 2022” Miandry ny fifanintsanana isam-bondrona ny Barea…
Ny CAN no tapitra hatreo ho an’ny Barean’i Madagasikara sy ny Malagasy fa efa manangasanga sahady kosa ny ady manaraka hiadiana ny tapakila hiakarana amin’ny fiadiana izay ho tompondaka eran-tany na ny “Mondial 2022” hatao any Qatar (21 novambra - 18 desambra).
Hamaky ny tohiny
