Tamin’ny sabotsy 20 jolay teo no niditra an-tsehatra voalohany tany Maorisy ny Barea Malagasy miatrika ny lalaon’ny nosy 2019.
Ady sahala 0-0 no azon’ity ekipa tantanan’i Rôrô ity raha nihaona tamin’ny ekipam-pirenen’i Seychelles tamin’izany. Anio alatsinainy 22 jolay ao amin’ny kianjan’i New George V any Curpipe no hihaona amin’i Maorisy ny Barean’i Madagasikara.
Vokatra azo teo amin’ny taranja baolina kitra sokajy A sy B hatramin’ny 18 jolay teo :
18 jolay 2019 : Maurice 1 – 1 Seychelles (A) ; Mayotte 2 - 0 Comores ( B) ; La Reunion 4 – 0 Maldives B).
20 Jolay 2019 : La Reunion 1 – 0 Mayotte (B) ; Seychelles 0 – 0 Madagascar (A) ; Maldives 0 – 3 Comores.
Ntsoavina Evariste
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.