- Alatsinainy 15 Jolay 2019
Sport.Kianjaben’i Mahamasina Ho lasa lehibe indrindra aty amin’ny ranomasimbe Indianina
Nandritra ny lanonana goavana nandraisana ny Barea manoloana ny kianjaben’i Mahamasina ny sabotsy alina teo no nanambaran’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina fa hamboarina sy halehibeazina ny kianja monisipalin’i Mahamasina.
Hamaky ny tohiny