Sport

Anicet, Metanire, Bapasy Anisan’ny mpilalao ankafizin’ny Afrikanina


  • Talata 23 Jolay 2019

Rehefa mifarana toy izao ny fiadiana izay ho tompondakan’i Afrika amin’ny baolina kitra na CAN dia manomboka mipoitra avokoa ireo karazana tombana momba izany na avy amin’ireo mpikarakara io na avy amin’ny mpankafy.

 

 

 Rehefa nojerena ny tranonkalam-pifandraisan’ny kaonfederasionina afrikanina dia anisan’ireo mpilalao ankafizin’ireo mpanaraka iny CAN 2019 iny ny mpilalao Malagasy 3 mirahalahy dia ireo vodilaharana roa, Romain Metanire sy Pascal Razak na Bapasy sy ilay irakiraka afovoany, Abel Anicet, ka tafiditra ao anatin’ny antsoina hoe “11 type des abonnés”, izany hoe 11 mirahalahy mandrafitra ny ekipan’ny CAN 2019, araka ny fijerin’ireo mpankafy azy. Manana izay heveriny ho mpilalao mendrika ihany koa anefa ny CAF ary inoana fa tsy dia hifanalavitra amin’ity vinavinan’ny mpankafy ity.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT