Sport

Fitandroana ny filaminana tetsy Mahamasina “Officiel de Sécurité FIFA” roa no indray nanara-maso omaly


  • Alatsinainy 29 Jolay 2019

Nilamina dia nilamina ny fitandroana ny filaminana tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina omaly tamin’ny fihaonanan’ny Barea sy ny Mambas. “Officiel de Sécurité FIFA” roa be izao no indray nanara-maso ny fahatomombanan’izany ka tao Atoa Andriamalazaony Aurélien tompo-mariky ny Sécurité amin’ny FMF eto Madagasikara izay nikarakara ny fandaminana rehetra tamin’ny ankapobeny.

 

 

 

Tamin’ny sabotsy 27 jolay 2019 teo kosa no tonga teto Antananarivo ny “Officiel de Sécurité” iray avy atsy Afrika Atsimo, Atoa David Van Vuuren, notendren’ny FIFA hiara-miasa amin’ny namany avy eto Madagasikara noho ny zava-nisy farany nitranga teo Mahamasina ka namoizana ain’olona maro.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT