Sport

KMG Ivato Nifarana ny « Tournoi de Pâques 2019 »


  • Alatsinainy 29 Jolay 2019

Nifarana tamin’ny sabotsy 27 jolay 2019 teo, teny amin’ny kianja 1er Rfi Ivato, ny fifaninanana baolina kitra « Tournoi de Pâques 2019 » sady fankalazana ny faha-2 taonan’ny A.A.F.I « Association des

 

 

Anciens Footballeurs d’Ivato » nokarakarain’ny KMG « Komity Miara-miasa amin’i Goddefrin » tarihan’ny filohany Rasoamiaramanana Goddefrin, fikambanana mpanao asa soa eny amin’ity faritr’Ivato ity. Izy ihany koa no filoham-boninahitry ny A.A.F.I ankehitriny. Ekipa nahatratra 55 no nandray anjara tamin’ny fifaninanana nanomboka tamin’ny volana martsa 2019 lasa teo. Toy izao ny vokatra azo teo amin’ireo lalao famaranana rehetra ka nanoloarana amboara sy baolina filalaovana maromaro :

 

Defi  Retour :  Ex Militaire A.A.F.I   1 – 1 Civils A.A.F.I

Vétéran + 38 ans : Akim Ivato (7) 1  - 1 (8) Taxi Agrée Ivato

Super vétéran + 45 ans : Cobra Ivato (4) 1 -1 (5) Super Aigle Ivato

Fille : Fc Mami K.3  1- 1 15 Famllles Ivato

Sénior : Fc K . 1  0 – 1 Chez Maman

 

Nisy ihany koa taorian’ireo famaranana ireo ny fanoloran’ny KMG taratasim-bola mitentina 1.000.000 ariary  hanampiana ny katitakelin’ny Ajesaia Ivato (13-14 taona) handeha hiatrika “Tournoi Mini Mondial” amin’ny 3 aogositra 2019 izao mandritra ny 1 volana  any Chine.

 

Ntsoavina Evariste

 

                                                                                                                                                                                     

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT