- Talata 16 Jolay 2019
Sport.Barea hikatroka amin’i Mozambika Manohy ny fanazarantena etsy Mahamasina koa
Toy ny efa nahazatra azy ireo tao ho ao dia manohy ny fanazarantena hataony eny Carion sy etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina mifandimbindimby ny Barea hiatrika ny lalaon’ny nosy 2019 sy ny Barea hiatrika ny fifanintsanana CHAN 2020.
Hamaky ny tohiny
