Sport

Hery Rasoamaromaka ho filohan’ny FMF Ligy vitsivitsy naneho ampahibemaso ny fanohanana azy


  • Alatsinainy 29 Jolay 2019

Taorian’ny lalao nifandrinan’ny Barea Malagasy sy ny Mambas Mozambikana tetsy Mahamasina omaly alahady 28 jolay 2019 dia filohana ligy vitsivitsy indray no naneho ampahibemaso ny

 

 

fanohanan’izy ireo ny kandida ho filohan’ny FMF vaovao Hery Rasoamaromaka ka anisan’ny nandray fitenenana nivantana tamin’izany ny filohan’ny ligin’ny baolina kitra avy any Melaky, Rakotonomenjanahary Arsène Florent, sy ny filohan’ny ligin’ny baolina kitran’Itasy, Mamy Harisolo Amedé, izay nanambara mazava fa tohanan’ny ligin’Itasy Atoa Hery Rasomaromaka mba hisian’ny firaisankina eo amin-dry zareo samy ligin’ny baolina kitra eto Madagasikara mba entina hampandroso marina ny baolina kitra Malagasy.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT