Sport

RUN ARIVONIMAMO


  • Alatsinainy 29 Jolay 2019

I Chan Yu nitondra ny fiara Cosworth Proto no nandresy nandritra ny “Prorun” notanterahana teny Arivonimamo omaly tolakandro.

Fanindroany misesy izany izao i Maitre Yu no laharana voalohany; tafiditra tao amin’ny laharana faharoa kosa i Tahiana Rasolojaona na Jaytaxx nitondra ny BMW M3. Teo amin’ny sokajy “Run”  dia ny Volkswagen Golf “Brouette”  nentin’i Andry Randriamanasoa no voalohany raha i Rija Randrianjanaka nitondra Peugeot 205 no faharoa.

FENO HIPOKA NY FONJA

Efa tena hipoka ny fonja eto Madagasikara ka laharam-pahamehana ho an’ny fanjakana ny fanorenana fonja vaovao sy fanatsarana ny efa misy, hoy ny minisitry ny fitsarana. 270 000 ankehitriny ny gadra manerana an’i Madagasikara ary 3 000 ny mpiambina fonja misahana azy ireo, isa izay tena tsy ampy. Ho an’Antanimora manokana raha 800 olona no zakany dia efa 3 000 no mifonja ao amin’izao fotoana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT