Sport

Kianja manara-penitra ao Morondava Ho vita tanteraka amin’ny volana novambra izao


  • Alatsinainy 29 Jolay 2019

Ny 90 isan-jaton’ny kianja manara-penitra ao amin’ny distrikan’i Morondava, faritra Menabe no efa vita, raha ny tatitra voaray tamin’ny minisitera mpiahy.

 

 

 

Nidina tany an-toerana nijery ny fizotry ny asa ny tenany sy ireo mpiara-miasa akaiky azy. Nilona ela na nolalaovina ny fanamboarana ny kianja, ka hentitra sy nasiaka tamin’ireo orinasa mpanamboatra ny minisitra. Voatery nampiana ihany koa ny isan’ny mpiasa hamita tanteraka ity kianja ity, hoy ny fanazavana. Raha 30 monja ireo mpiasa niasa tao dia nakarina ho zato ny isan’izy ireo amin’izao. Nomarihan’ny minisitry ny fanatanjahantena, fa ny vola natokana ho an’ity kianja ity dia efa ao amin’ny minisitera, miaraka amin’ireo karaman’ny mpiasa. Izay no antony tsy maintsy hamitana ity kianja ity afaka roa na telo volana eo, hoy hatrany ny fanazavana voaray.

Sitraka r.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT