- Alakamisy 18 Jolay 2019
Sport.Barea mandalo ao La Réunion Hihaona amin’ireo Malagasy ao an-toerana
Ny masoivoho malagasy ao La Réunion dia faly manasa ireo Malagasy monina ao mba ho tonga eny amin’ny CREPS anio manomboka amin’ny 4 ora ka hatramin’ny 6 ora hariva.
Hamaky ny tohiny