Sport

Baolina kitra sokajy Ligue 2 eto Analamanga Voahosotra ho tompondaka 2019 ny ekipan’ny Net Foot


  • Talata 30 Jolay 2019

Ny ekipan’ny Net Foot Mahamasina no voahosotra ho tompondakan’ny fifaninanana baolina kitra Ligue 2 taona 2019 eto Analamanga,

 

 

 

 rehefa nandresy tao an-jaridainany tamin’ny isa 3-1 ny ekipan’ny As St Michel Amparibe tamin’ny alahady 28 jolay lasa teo. Marihina fa samy miakatra eo amin’ny sokajy D-1 izany amin’ity taom-pilalaovana ho avy ity ireto ekipa roa tonta nanao famaranana ireto.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT