- Zoma 09 Aogositra 2019
Sport.Faneva Andriatsima Malaina hiala ao Frantsa
Taorian'ny fahataperan'ny fifanarahany tao amin’ny Clermont Foot 63 dia mbola mitady izay klioba handray azy indray ny kapitenin'ny Barea,
Hamaky ny tohinyTaorian'ny fahataperan'ny fifanarahany tao amin’ny Clermont Foot 63 dia mbola mitady izay klioba handray azy indray ny kapitenin'ny Barea,
Hamaky ny tohinyTonga eo amin’ny lalao ankatoky ny famaranana ho an’ny sokajy olon-droa miaraka sy eo amin’ny famaranana sokajin’olon-tokana
Hamaky ny tohiny"Nanamafy ny raiko fa manana razambe malagasy ny ao amin'ny fianakavianay. Raha toa ka tsy nandray anjara tamin'ny CAN aho dia misy fotoanany ny zava-drehetra.
Hamaky ny tohinyNisara-dalana ny filohan’ny kaonfederasionina Afrikanina momba ny baolina kitra na ny CAF dia i Ahmad sy Rtoa Nathalie Rabe,
Hamaky ny tohinyRehefa avy nandray an’ireo mpilalaon’ny ekipam-pirenena vehivavy zandriny Malagasy amin'ny taranja Rugby “Makis junior feminine” notarihan’ny filohan’ny federasiona,
Hamaky ny tohinyNakotroka dia nakotroka tokoa ny nandraisan’ny vahoakan’i Toamasina an’ireo Maherifo avy any amin’iny Faritra Atsinanana iny izay nandray anjara tamin’ny lalaon’ny nosy 2019 farany teo tany Maorisy.
Hamaky ny tohiny