- Talata 23 Jolay 2019
Sport.BAREA nihintsana tamin’ny JIOI Nametra-pialana i Maitre Rôrô
Niaiky Rakotondrabe Romuald na Rôrô, mpanazatra ny Barea JIOI, fa anisan’ny tompon’andraikitra ny tenany matoa tsy tafita amin’ny manasa-dalana ny ekipam-pirenena Malagasy mandray anjara amin’ny lalaon’ny nosy atsy Maorisy.
Hamaky ny tohiny