Sport

Cosafa Cup Women 2019 Montsan’i Afrika Atsimo 17-0 ny vehivavy Kaomoriana omaly


  • Alakamisy 01 Aogositra 2019

Nahazoam-bokatra ny andro voalohany amin’ilay fifaninanana Cosafa Cup Women 2019 notontosaina tao amin’ny kianja “Wolfson Stadium” any Port Elisabeth Afrika Atsimo omaly alarobia 31 jolay 2019.

 

 

 

I Zimbawe nandresy an’i Angola 4-1, Malawi  nampiondrika  ny ekipam-pirenena vehivavy Malagasy  2-0 ary ny Banyana Banyana Afrikanina Tatsimo nanamontsana tanteraka  ny  vehivavy Kaomorianuna tamin’ny isa mavesatra 17-0. 

 

Fandaharan-dalao anio alakamisy  01 aogositra 2019 :

10:00-Mozambique # Swaziland ; 12:45-Zambie # Maurice.

15 :30-Namibie # Botswana

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT