Sport

Lalaon’ny nosy 2019 Nakotroka ny fitsenan’i Toamasina an’ireo Maherifo avy any aminy


  • Alakamisy 08 Aogositra 2019

Nakotroka dia nakotroka tokoa ny nandraisan’ny vahoakan’i Toamasina an’ireo Maherifo avy any amin’iny Faritra Atsinanana iny izay nandray anjara tamin’ny lalaon’ny nosy 2019 farany teo tany Maorisy.

 

 

 

 Nisy 6 mianadahy izy ireo dia i Jefrain tao amin’ny taranja aletismsa,  Marco Jerôme nitondra avo ny lazan’ny “boxe anglaise”, Olivier tao amin'ny basket-ball, Fusé sy Melissa taranja volley-ball. Tamin’ny 7:30 maraina no nigadona tao amn’ny  seranam-piaramanidina Ambalamanasy izy ireo  ka nisy  ny diabe namakivaky ny tanàna natao izay nofaranana tao amin’ny Faritra Atsinanana ka nandraisan’ny lehiben’ny Faritra, ny Pds-n’i Toamasina, ny DG smmc, ny Dr Drjs Toamasina azy ireo ary nanomezana fankasitrahana an’ireo nahazo medaly  tamin’iny lalaon’ny nosy natao  tany Maorisy iny.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT