- Alatsinainy 29 Jolay 2019
Sport.Fitandroana ny filaminana tetsy Mahamasina “Officiel de Sécurité FIFA” roa no indray nanara-maso omaly
Nilamina dia nilamina ny fitandroana ny filaminana tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina omaly tamin’ny fihaonanan’ny Barea sy ny Mambas. “Officiel de Sécurité FIFA” roa be izao no indray nanara-maso ny fahatomombanan’izany ka tao Atoa Andriamalazaony Aurélien tompo-mariky ny Sécurité amin’ny FMF eto Madagasikara izay nikarakara ny fandaminana rehetra tamin’ny ankapobeny.
Hamaky ny tohiny