• Talata 30 Jolay 2019
Sport.Metanire ao anatin’ny All Star any Etazonia Hifandona amin’ny Atletico Madrid rahampitso

Mamiratra ary anisan’ireo mpilalao sangany indrindra any Etazonia i Romain Metanire ao anatin’ny ekipan’ny Barean’i Madagasikara, izay milalao any amin’ny Minnesota United.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2019
Sport.RUN ARIVONIMAMO

I Chan Yu nitondra ny fiara Cosworth Proto no nandresy nandritra ny “Prorun” notanterahana teny Arivonimamo omaly tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2019
Sport.Kianja manara-penitra ao Morondava Ho vita tanteraka amin’ny volana novambra izao

Ny 90 isan-jaton’ny kianja manara-penitra ao amin’ny distrikan’i Morondava, faritra Menabe no efa vita, raha ny tatitra voaray tamin’ny minisitera mpiahy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2019
Sport.Fifanintsanana CHAN 2020 Lavon’ny Barea Malagasy 1-0 i Mozambika

Tany amin’ny fanampin’ora 90’+2 vao nahatafiditra ny baolina tokana nandreseny ny Mambas Mozambikanina ny Barea omaly alahady 28 jolay 2019 tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina, eo amin’ny lalao mandroso ny dingana faha-2 amin’ny fifanintsanana fahazoana hiatrika ny Chan 2020.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2019
Sport.Lalaon’ny nosy andiany faha-10 Laharana faha-2 i Madagasikara

Nifarana tamin’ny fomba ofisialy omaly alahady 28 jolay 2019 ny lalaon’ny nosy andiany faha-10 notontosaina tany amin’ny nosy Maorisy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2019
Sport.Fampiantranoana ny Lalaon’ny Nosy faha-11 Voasongon’i Maldives i Madagasikara

Tsy nahomby ny fandresen-dahatra nataon’ny filoha Malagasy Andry Rajoelina fa dia ny nosy Maldives no hampiantrano ny lalaon’ny nosy andiany faha-11 amin’ny taona 2023.

Hamaky ny tohiny
FTT