- Talata 26 Novambra 2019
Sport.Baolina kitra Malagasy Resy tetsy Mahamasina avokoa ny Fosa Juniors omaly
Samy resy avokoa ny ekipan’ny Fosa Juniors omaly alatsinainy 25 novambra tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina.
Hamaky ny tohinySamy resy avokoa ny ekipan’ny Fosa Juniors omaly alatsinainy 25 novambra tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny lanonana fitokanana ny Stadium na kianja manara-penitra ao Barikadimy Toamasina notarihan’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina, omaly alahady 24 novambra 2019,
Hamaky ny tohinyRehefa avy nahazo ny vokatra : Madagascar-Usa (13-3), Madagascar-France (3-13), Madagascar-Cambodge (13-6),
Hamaky ny tohinyAnkoatra ny baolina kitra izay nampiray sady nanandratra ny voninahitr’i Madagasikara tamin’ny alalan’ny BAREA dia tsy tokony hohadinoina ny tsipy kanetibe hoy ny fikambanana mpanao asa soa FFAM (Force Féminine d'Aide Mutuelle).
Hamaky ny tohinyHanatanteraka hetsika lehibe etsy amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano rahampitso sabotsy 23 sy amin’ny alahady 24 novambra 2019 izao ny klioba Madagascar ITF Dojang Heng De.
Hamaky ny tohinyEny amin’ny kianjan’i Mahamasina amin’izay no hanohizana ny fifaninanana “Foot à 7 Gégé Bosco” filohan’ny Club Uscafoot sy ny mpikarakara miaraka
Hamaky ny tohiny