• Zoma 23 Aogositra 2019
Sport.Tambin-karaman’ny Barea Mbola ny ampahefany no azo

Ankoatra ny fisaorana tamin’ny fomba ofisialy ny mpanohana ny ekipam-pirenena rehetra ka nahazoana iny vokatra nahavelom-bolo nandritry ny tompondakan’i Afrika eo amin’ny taranja

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Aogositra 2019
Sport.Nicolas Dupuis Mpanolotsaina teknikan’ny governemanta hatreto

Mbola miandry ny fipetrahan’izay ho filoha vaovaon’ny federasionina malagasin’ny baolina kitra hatreto ny fitohizan’ny fifanarahana amin’ny mpanazatra ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra teo aloha, Nicolas Dupuis.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Aogositra 2019
Sport.Basket 3 x 3 – Lalao Afrikanina 2019 Nandresy an’i Guinée Equatoriale i Madagasikara

Nandresy an’i Guinée Equatoriale tamin’ny isa 21 – 14 omaly alarobia 21 aogositra tamin’ny andro voalohan’ny lalaom-bondrona natrehany ny ekipam-pirenena Malagasy eo amin’ny taranja Basket 3 x 3.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Aogositra 2019
Sport.Rugby Africa Women’s Cup 2019 Deraina ny finiavan’ny XV Makis vehivavy, hoy ny kapiteniny

Nifarana tamin’ny lalao nifanandrinany tamin’ny Lady Cranes Ougandey tao amin’ny kianja “Stadium Brakpan” tamin’ny sabotsy 17 aogositra 2019 teo ny lalao natrehan’ny XV Makis vehivavy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Aogositra 2019
Sport.Ligin’ny baolina kitra any Atsimo Andrefana Efa vonona tanteraka handray ny fifidianana FMF vaovao

Efa vonona tanteraka izahay mpitantana ny ligin’ny baolina kitra aty Atsimo Andrefana, hoy ny filohany Randrianantenaina Régis

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aogositra 2019
Sport.Fifidianana ho filohan’ny FMF vaovao Mbola vonona daholo ireo kandida 5 mirahalahy

3 andro mialoha ny hanatanterahana ny fifidianana any Ifaty Toliara izay ho tontosaina amin’ny sabotsy 24 aogositra 2019 dia mbola nilaza ho vonona tsara ny hiatrika izany avokoa ireo kandida 5 mirahalahy hifaninanana.

Hamaky ny tohiny
FTT