Sport

Baolina kitra Malagasy Resy tetsy Mahamasina avokoa ny Fosa Juniors omaly


  • Talata 26 Novambra 2019

Samy resy avokoa ny ekipan’ny Fosa Juniors omaly alatsinainy 25 novambra tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina.

 

 

Teo amin’ny fifaninanana Pro League andro faha-5 dia lavon’ny Cosfa Analamanga 1-0 ny Fosa Juniors Fc Boeny ary teo amin’ny fifaninanan’ny Ligue-1 eto Analamanga kosa, mbola andro faha-5 ihany koa dia lavon’ny Disciples Fc 1-0 ihany koa ny Fosa Juniors Espoir. Marihana fa hitohy anio talata 26 novambra etsy Mahamasina ihany ity andro faha-5-n’Analamanga ity : 08:30-Mi 20 Fc # Kinga Sport, 10:30-As ct # Net Foot, 12:30-Cospn # Cnaps Tanà, 14:30-Cf Tfc # Uscafoot.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT