• Alarobia 30 Oktobra 2019
Sport.Arizaka Rabekoto Raoul filohan’ny FMF Nihaona tamin’ny filohan’ny FFF tany Frantsa

Any Paris renivohitr’i Frantsa ankehitriny Atoa Rabekoto Arizaka Raoul filohan’ny FMF « Fédération Malagasy de Football » ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Oktobra 2019
Sport.Basikety Iraisam-pirenena Fifaninanana telo sosona no horaisin’i Madagasikara

Lalao iraisam-pirenena telo (3) sosona be izao no harahintsika etsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina manomboka anio alarobia 30 oktobra ka tsy hifarana raha tsy ny 3 novambra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Oktobra 2019
Seksion’ny baolina kitra Antananarivo-renivohitra Tontosa avokoa ireo lalao 1.4-dalana 4

Tontosa teny amin'ny kianjan'i Betongolo, tamin'ny alahady 27 oktobra 2019 lasa teo avokoa, ireo lalao 1/4-dalana 4 amin’ny fiadiana ny ho

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Oktobra 2019
Sport.“Foot à 7 Gégé Bosco” teny Saropody Raikitra ny fitiliana taninketsan’ny baolina kitra

Nanomboka tamin’ny alahady 27 oktobra tolakandro teo ka haharitra hatramin'ny faha-24 novambra 2019 izao ny fifaninanana “Foot à 7 Gégé Bosco”

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Oktobra 2019
Sport.Fikambanana TAMIA Nanampy ny AJSMH teny Tsarahonenana indray

Tsy miova ny tarigetran’ny fikambanana TAMIA “TAnora MIAntsehatra” tarihako, hoy Randriamahefa Benjamina filohany teny Tsarahonenana tamin’ny sabotsy 19 oktobra 2019 teo, dia ny ady amin’ny fitiavantena sy ny fandraisana andraikitra tsy misy takalony.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Oktobra 2019
Sport.Rugby Top Gold 20-2019 Niara-dalana ny andro faha-3 sy andro faha-4

Satria nisy tamin’ireo ekipa mpandray anjara no efa avy niatrika ny andro faha-3 amin’ny fifaninanana rugby Top Gold 20-2019 ary nisy

Hamaky ny tohiny
FTT