- Talata 12 Novambra 2019
Sport.Basikety Tetikasa IBF EPP Antsararay Nofaranana tanteraka omaly
Nofaranana ofisialy omaly alatsinainy 11 novambra 2019 maraina ilay tetikasa IBF “Fampianarana ny taranja basikety eny anivon’ny sekoly”
Hamaky ny tohinyNofaranana ofisialy omaly alatsinainy 11 novambra 2019 maraina ilay tetikasa IBF “Fampianarana ny taranja basikety eny anivon’ny sekoly”
Hamaky ny tohinyNy ekipan’ny CNaPS Rugby no nandrombaka ny amboara vola be natolotra teny amin’ny kianja Malacam Antanimena tamin’ny alahady
Hamaky ny tohinyMedaly volamena niisa 11 sy volafotsy niisa 2 no azon’ireo alteta Malagasy lahy sy vavy tamin’ny fifaninanana fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika faritra faha-3 notontosaina tetsy amin’ny kianja
Hamaky ny tohinyResin’i Egypte 21 -11 ny ekipa lehilahy Malagasy teo amin’ny manasa-dalan’ny fifaninanana « Fiba 3 x 3 Africa Cup 2019 » omaly alahady 10 novambra 2019 tany kampala Ouganda ka nihamina
Hamaky ny tohinyAzo avokoa ny vokatra rehetra teo amin’ny fifaninanana Pro League Malagasy andro faha-3, tamin’ireo lalao natao tamin’ny sabotsy 9 sy omaly alahady 10 novambra 2019 ka nisongadinan’ny mbola
Hamaky ny tohinyTafita hiatrika ny Lalao Olimpika Tokyo 2020 ny ekipa Kenyana amin’ny taranja rugby à 7 rehefa nandavo 29-0 ny ekipan’i Ouganda
Hamaky ny tohiny