Sport

TAEKWONDO ITF MALAGASY Raikitra indray ny ITF Dojang Heng De Coupe


  • Zoma 22 Novambra 2019

Hanatanteraka hetsika lehibe etsy amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano rahampitso sabotsy 23 sy amin’ny alahady 24 novambra 2019 izao ny klioba Madagascar ITF Dojang Heng De.

 

 

Rahampitso sabotsy dia hetsika Taekwondo ranoiray no harahina izay hanatanterahana ny andiany faha-5 amin’ny hetsika “Itf Dojang Heng De Coupe” hahitana “Kata” sy “Combats” handraisan’ny sokajy Léopards, Juniors, Sénior “Ceintures de coleurs” anjara.  Amin’ny alahady kosa dia hisy fanarahana ny hetsika “Festival  Arts Martiaux” (Usi, Yoseikan, Aikido , Capoera, Taekwondo Itf, Mma,  Kempo) ary ny fanamarihana ny faha-7 taonan’ny Madagascar  ITF Dojang Heng De.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT