Sport

Famaranana ny “Foot à 7 Gégé Bosco” Hiakatra an’i Mahamasina amin’ny alahady izao


  • Zoma 22 Novambra 2019

Eny amin’ny kianjan’i Mahamasina amin’izay no hanohizana ny fifaninanana “Foot à 7 Gégé Bosco” filohan’ny Club Uscafoot sy ny mpikarakara miaraka

 

 

 

aminy mba hitiliana taniketsan'ny baolina kitra manerana ny boriborintany 6 eto Antananarivo Renivohitra amin’ny alahady 24 novambra 2019 izao  satria efa miditra amin’ny dingan’ny ankatoka sy ny lalao famaranana ny hetsika ankehitriny. Teny amin’ny kianja eny Saropody Androndrakely ao ambadiky ny “Station Jovenna” aloha tamin’ny alahady 17 novambra teo dia tontosa tamin’ny antsakany sy andavany ireo lalao 1/4-dalana rehetra ka nahazoana ny vokatra : Jsm 4 – 1 Maintsokely  ;  Zami 4 – 1 Fivoarana  ;  Lester 1 – 0 Tam  ;  Fcba 3 – 0 As No.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT