• Alarobia 04 Desambra 2019
Sport.Open de Volley-ball Malagasy U 23 sy vétérans Mitohy ny fahombiazan’ireo ekipa lehibe

Mitohy hatrany ny fandresena ho an’ireo ekipa heverina fa lehibe toy ny Vbcd, Evbi, Asi, eo amin’ny fifaninanana volley-ball “Open de Madagascar U 23 sy Vétérans” tontosaina etsy amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Desambra 2019
Sport.Ballon d’or 2019 Nobatain’i Lionel Messi ny amboara

Nivoaka omaly ny lisitry ny fifaninanana Ballon d’or 2019 nokarakarain’ny gazety boky France Foot-ball nanasokajiana ireo mpilalao 30 mendrika indrindra manerantany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Desambra 2019
Sport.Volley-ball – Open de Madagascar U 23 sy vétérans Teny Cité Itaosy no natao ny andro voalohany

Nanomboka tamin’ny alahady 01 desambra 2019 teo ka tsy hifarana raha tsy amin’ny alahady 08 desambra izao ny fifaninanana volley-ball “Open de Madagascar U 23 sy Vétérans. Ekipa 6 avy amin’ny ligy 4 no mandray anjara ao amin’ny sokajy U 23 vehivavy :

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Desambra 2019
Sport.Rugby aty Afrika Montsan’ny XV Makis 63-03 ny Black Stallions

Montsan’ny XV Makis de Madagascar 63-03 teo amin’ny kianjan’i Mahamasina,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Desambra 2019
Sport.Seksion’ny baolina kitra Antananarivo Renivohitra Nangotraka ireo lalao manasa-dalana D-2 omaly

Tena nangotraka ara-bakiteny tokoa, teny amin’ny kianjan’Alarobia omaly 01 desambra 2019, ireo lalao manasa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny seksion’ny baolina kitra eto Antananarivo-Renivohitra sokajy D-2.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Novambra 2019
Sport.Filohan’ny FIFA eto Madagasikara “Zava-dehibe ny baolina kitra any an-tsekoly”

Eto amintsika hatramin’ny alahady 24 novambra alina teo ny filohan’ny FIFA, Atoa Gianni Infantino, hotronin’ny delegasiona miisa 10 miaraka aminy ka anisan’izany ny Sekretera jeneraliny,

Hamaky ny tohiny
FTT