Sport

Ballon d’or 2019 Nobatain’i Lionel Messi ny amboara


  • Talata 03 Desambra 2019

Nivoaka omaly ny lisitry ny fifaninanana Ballon d’or 2019 nokarakarain’ny gazety boky France Foot-ball nanasokajiana ireo mpilalao 30 mendrika indrindra manerantany.

 

 

Norombahan’ ilay kalaza Argentin, Lionel Messi, fanineniny ny Ballon d’or,  nahazo isa 446 no voahosotra indray ho “Ballon d’or 2019” omaly. Narahin’ilay Néerlandais, Virigil Van Djik.isa 382 sy. Tany amin’ny laharana faha-3 i Cristiano Ronaldo (Portugal), faha-4 kosa i Sadio Mané (Sénégal), faha- 5 i Mohamed Salah (Egypte), faha-6 i Kylian Mbappé (France), faha-7 i Alisson (Liverpool/Bresil), faha-8 i Robert Lewandowski (Bayer Munich, Pologne), faha-9 i Bernardo Silva( Manchester City,Portugal) ary faha-10 I Riyad Mahrez (Manchester City, Algerie)

Ntsoavina Evariste

 



Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT