Sport

Rugby aty Afrika Montsan’ny XV Makis 63-03 ny Black Stallions


  • Alatsinainy 02 Desambra 2019

Montsan’ny XV Makis de Madagascar 63-03 teo amin’ny kianjan’i Mahamasina,

 

 omaly alahady 01 desambra 2019, ny Black Stallions avy any Nigeria teo amin’ny “match de barrage” rugby hafahana miatrika ny “Phase de poule” amin’ny fifaninanana Coupe d’Afrique de rugby à XV 2019-2020 tsy ahitana an’i Afrika Atsimo. Vao teo amin’ny fizaram-potoana voalohany dia efa nitarika 13-00 ry Tolotra Ratsimba Ramaromiantso sy ny namany tamin’ity lalao ity. Hita taratra ny mbola maha mpanavao an-dry zareo Nigeriana  eo amin’ity sehatry ny baolina lavalava ity.

Vokatr’ireo “barrage” rehetra

23 novambra tany Côte d’Ivoire-Côte d’Ivoire 60 – 03 Rwanda  ;  tany Ghana-Ghana 36 – 25 Botswana ; 30 novambra tany Sénégal-Sénégal 63 – 00 Maurice  ; 01 desambra teto Madagascar-XV Makis 63 – 03 Nigeria.

Voka-dalao hafa natao omaly tetsy Mahamasina omaly :

Vétéran A 19 - 16 Vétéran B ;  Rugby vehivavy : Ftm Manjakaray 58 - 17 Ftvl Lalamaty.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT