- Zoma 15 Novambra 2019
Sport.Lalao BAREA - ETHIOPIE Anio zoma no hivarotana ny tapakila
Niova hevitra indray ny Federasiona Malagasin’ny Baolina kitra ka nambarany tetsy Mahamasina tamin’ny alalan’ny filohany,
Hamaky ny tohinyNiova hevitra indray ny Federasiona Malagasin’ny Baolina kitra ka nambarany tetsy Mahamasina tamin’ny alalan’ny filohany,
Hamaky ny tohinyAnkoatra ny fiderana manokana an’i Faneva Ima kapiteny namindra faneva taminy izay nambarany fa tena nahavita be tokoa teo amin’ny fanentanana an’ireo mpilalao Malagasy notarihany tao amin’ny Barea
Hamaky ny tohinyMbola matoam-baovao eto amintsika ankehitriny ny manodidina ny resaka Barean’i Madagasikara izay
Hamaky ny tohinyHorakoraka, hafaliana, fanantenana no nisoritra teny amin’ny endrik’ireo mpankafy baolina kitra Malagasy tonga tetsy Mahamasina omaly tonga nanatrika ny fanazaran-tena nataon’ireo mpilalao miomana fatratra amin’ny lalao goavana hifandonana amin’i Ethiopie ny sabotsy ho avy izao.
Hamaky ny tohinyOmaly talata 12 novambra vao notontosaina tao amin’ny kianja Rabemananjara Mahajanga
Hamaky ny tohinyNanomboka tamin’ny alatsinainy 11 novambra 2019 teo tetsy amin’ny ANS Ampefiloha ka haharitra roa herinandro ny fampiofanana homena an’ireo mpiasa
Hamaky ny tohiny