Sport

Open de Volley-ball Malagasy U 23 sy vétérans Mitohy ny fahombiazan’ireo ekipa lehibe


  • Alarobia 04 Desambra 2019

Mitohy hatrany ny fandresena ho an’ireo ekipa heverina fa lehibe toy ny Vbcd, Evbi, Asi, eo amin’ny fifaninanana volley-ball “Open de Madagascar U 23 sy Vétérans” tontosaina etsy amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano ankehitriny.

 

 

 

Omaly talata 03 desambra 2019 ny Vbcd U 23 vehivavy dia nandavo seta 3-0 ny Asvbm Mahajanga, ny Evbi Ihorombe U 23 vehivavy ihany dia nandresy ny Asca Vaknà seta 3-0, ny Asi A/manga U 23 vehivavy 2 dia nandavo seta 3-0 ny Squad A/manga. Ny Vbcd U 23 lehilahy dia nandavo seta 3-0 ny Evbi.

Fandaharan-dalao anio alarobia 04 desambra andro faha-4. U 23 vehivavy : 07:30-Evbi # Asi, 09:00-Squad # Asvbm,10:30- Vbcd # Asca ; U 23 lehilahy : 12:00-Evbi # Avbc, 13:30-Avb # Mama, 15:00-As 2 # Cvbi, 16:30-Mami # Rm 5 ; Vétérans : Cnaps # Cosfa.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Tsindrin'i Etazonia
  • Talata 28 Aprily 2026

momba ny Mondial 2026

  • FANATANJAHANTENA
  • Talata 28 Aprily 2026

AN-TSEKOLY

  • Disadisan'ny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Federasiona sy ny Mpitsara

  • Kianja BAREA Mahamasina
  • Zoma 24 Aprily 2026

Telo andro ho an'ny Fanatanjahantena

  • Kianjan’i Mahamasina
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Kasaina hovaina bozaka

  • Kintan'ny Kitra Malagasy
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

Nodimandry i Dezy Ramasy

Hijery ny tohiny
FTT