• Alatsinainy 30 Martsa 2020
Sport.Parfait Rakotonindriana “Sahirana ny mpanao haiady ankehitriny”

Tena sahirana tahaka ireo namana hafa any ivelany izahay mpanao haiady malagasy hoy i Parfait Rakotonindriana ilay malagasy tompondaka eran-tany in-droa tamin'ny savate boxe française

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Martsa 2020
Sport.Michel Hidalgo Tsy Coronavirus no nahafaty azy

Nambaran'ny olona akaiky azy fa tsy matin'ny Coronavirus izany ilay mpanazatra ny telosoratra frantsay fahiny fa aretina hafa efa nandazo azy elaela ihany no

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2020
Sport.Lalao olimpika 2020 Nanaiky ny fanemorana ny COI

Noho ny fangatahan'i Japon tokony handray ny lalao olimpika 2020 hanemorana izany hetsika izany amin'ny taona 2021 dia nanaiky izany ny COI "Komity olimpika iraisam-pirenena".

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Martsa 2020
Sport.Lalao Olimpika Tokyo 2020 Tsy handefa atleta i Canada

Tsy handefa atleta handray anjara amin'ny lalao olimpika hatao any Tokyo Japon amin'ity taona 2020 ity ny firenena Kanadiana araka ny fanambarana nataon'ny COC "Comité Olympique Canadien" sy ny CPC

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Martsa 2020
Sport.Orange Pro-League andro faha-16 50 tapitrisa ar no lanin’ny CFEM

Betsaka ireo ekipa efa tonga tany amin’ny toerana saika hiatrehany ny andro faha-16 amin’ny fifaninanana baolina kitra “Orange Pro-League Malagasy”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Martsa 2020
Sport.Razanatovo Lucien René Olon-kendry, manaja fepetra ny mpankafy rugby

Olon-kendry mahay manaraka fepetra takiana aminy ny mpankafy ny lalao rugby Malagasy, hoy ny “Directeur de competition” ao amin’ny Rugby

Hamaky ny tohiny
FTT