- Alarobia 24 Jona 2020
Sport.Anthony Hampandroso ny baskety any Bongolava
Rotsiniaina Anthony na Rotsy, 19 taona, dia mpilalao ny taranja basikety avy any Bongolava.
Hamaky ny tohinyRotsiniaina Anthony na Rotsy, 19 taona, dia mpilalao ny taranja basikety avy any Bongolava.
Hamaky ny tohinyNa dia efa nisy andiana mpianatra niditra an-tsekoly aza ankehitriny eto amintsika dia ireo izay hanala ny fanadinam-panjakana amin’ity taona ity dia mbola mihatra
Hamaky ny tohinyMpilalao rugby vehivavy Malagasy mpandrafitra ny Makis vehivavy sady mandrafitra ny Makis à 7 vehivavy ankehitriny ihany koa dia Raharimalala
Hamaky ny tohinyNahazoana vaovao ankehitriny ny mikasika an’ireo mpilalao sasantsany mandrafitra ny Barean’i Madagasikara. Fantatra ary fa i William Gros dia nifindra ao amin’ny klioban’ny FC Fleury Frantsa.
Hamaky ny tohinyNa dia mbola tsy miverina amin’ny laoniny aza ny filalaovana sy ny fifaninanana kaontinantaly amin’ny baolina kita aty afrika dia efa samy miketrika ireo klioba sy ekipam-pirenena maro samihafa.
Hamaky ny tohinyMiverina hampiasain’ny klioba RCTS « Rugby Club Tanora Soavimasoandro » indray ny tany misy ny kianja rugby eny Imamba Soavimasoandro rehefa nitoerana olona ara-pitantanana hatramin’ny taona 2014 nisian’ny fividianan’olon-tsotra azy io.
Hamaky ny tohiny